Tantara mikasika ny Filipina tamin'ny Febroary, 2014
27 Febroary 2014
Dera Ho An'ireo Olaimpiana Avy Ao Azia Atsimo-Atsinanana
Tsy misy ririnina any amin'ny firenena niavian'izy ireo tsirairay avy nefa tsy nanakana an'ireto atleta roa avy ao Filipina sy Timor Atsinanana ireto tsy hamonjy ny Lalao Fanao amin'ny Andro Rirnina tany Sochi 2014 izany.
19 Febroary 2014
Mandihy Sy Mijoro Ho Amin'ny Rariny Any Azia Atsimo Atsinanana
Olona an'arivony any Azia Atsimo Atsinanana no nanohana ny 'Iray Miliara Mijoro' manentana ny olona hitaky ny rariny avy amin'ny fitakiana manokana hamaranana ny herisetra atao amin'ny vehivavy
07 Febroary 2014
Nikarakara Fihetsiketsehana Ireo Niharam-boina Tamin'ny Tafio-drivotra Haiyan Tao Filipina
Ireo niharam-boina tamin'ny tafio-drivotra Haiyan no nikarakara ny hetsika 'People Surge' tao Filipina, izay niampanga ny fitaredretran'ny asa fanavotana sy ny fanavaozana ataon'ny governemanta*
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...