Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Filipina tamin'ny Desambra, 2017

31 Desambra 2017

Quo vadis, Filipina?

Ho an'ireo izay mino fa hanova ny olana eo amin'ny firenena ny fiovana kely ao anaty fitondrana, tsy misy ny vahaolana haingana raha mbola variana amin'ny fitazonana ny fari-piainany ny kilasy antonony; "variana loatra amin'ny fivelomana" ny mahantra ka tsy afaka ny hiraharaha

30 Desambra 2017

Saripika: Namely Ny Nosy Mindanao Any Atsimon'i Filipina Ny Rivodoza Tembin Ny Omalin'ny Krismasy

"Entintsika am-bavaka ihany koa ireo fianakaviana mipetraka ao Pagalungan, Cotabato Avaratra izay niharam-boina ... tsy manana foibe fialofana izy ireo ary  tsy mbola misy ny fanampiana nalefa ho azy ireo hatramin'izao fotoana izao..."

14 Desambra 2017

Ny Show Global Voices Fahatelo

Indro ny fizaran-tantara fahatelo amin'ny Global Voices Show !

12 Desambra 2017

Ny Show Global Voices Voalohany

Faly manambara ny voalohany amin'ny rakipeo vaovao amin'ny endrika gazetiboky ny Global Voices