Tantara mikasika ny Filipina tamin'ny Jona, 2016
30 Jona 2016
Mitaky ny “Fanatsaharana Ny Fankahalana Ary Hampanjaka Ny Fitiavana” Ny Diabem-Pireharehana Ao Manila
"Amin'ity taona ity, mila ny rehetra izahay mba hiaraka hoavy sy hampandroso ny fampielezankevitra ho an'ny fitiavana. Miantso ny Filipiana rehetra izahay mba hamela ny fitiavana hiditra ao an-tranony, ho ao amin'ny fiarahamonina, sy ny firenena iray manontolo."
12 Jona 2016
Oops! Navadiky ny Facebook Tsinahy Ho “Tany Miady” i Filipina
"Ry @facebook hajaina: tsy fiarahabana fetin'ny fahaleovantena am-pifaliana raha tahaka izao ny fanevanay. Tsy mampino."
08 Jona 2016
Mahatsiaro An'i Muhammad Ali Tamin'ny Lalao Ady Totohondry ‘Thrilla In Manila’ Ny Filipiana
"Nitarika ny maro manerana izao tontolo izao hanome voninahitra ilay olomangan'ny ady totohondry ny vaovao nahafatesan'i Muhammad Ali. Tao Filipina, nizara ny fahatsiarovan'izy ireo tamin'ny lalao ady totohondry ‘Thrilla in Manila’ teo amin'i Ali sy Joe Frazier ireo Filipiana mpankafy fanatanjahantena."
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...