(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Novambra 2007)
Mitady ny haniratsira ireo zava-nitranga, zava-miseho, adihevitra, sy olana mikasika ny hetsika 7he ilay tantara an-tsary aety anaty tranonkala “Blogenyo” vao natomboka vao haingana ary malaza eny anivon'ireo blaogera Filipiàna.
Mamaritra ny tenany ho ”injeniera adalan'ny informatika sy sarintany” ilay olona ao ambadiky ny Blogenyo sy ny manoratra blaogy ao amin'ny vaes9 sy Vista Pinas.
Ity no tapaka pejy voalohany: