Tantara mikasika ny Filipina tamin'ny Avrily, 2013
Doka Tatinjaza Ho ‘Fanolanana’ Ny Tantaran'i Philippines
Nibaiko ny hampitsaharana amin'ny fahitalavitra ny doka iray maka tahaka sady maneso ny zava-nitranga raha namono ilay portiogey mpamakilay Ferdinand Magellan tamin'ny 1521 nandritra ny Fifanandrinan'i Mactan i after A Philippine diaper manufacturer has been ordered to stop airing a TV advertisement that parodies the scene when Datu Lapu-Lapu ny orinasa iray mpamokatra...
Mpanao Politika Filipiana Mifandray Aminà Kaonty Any Ivelany
Ny Ivontoerana Filipiana ho an'ny Fanaovana Fanadihadiana an-Gazety (PCIJ) dia nitatitra fa mponina Filipiana 500, anisan'izany ireo mpanao politika matanjaka sasany, no anatin'ireo nitazona kaonty any ivelany taorian'ny nandraisany anjara taminà tetikasa fiaraha-miasa manerantany izay nandinika ireo antontan-taratasy nivoaka an-tsokosoko momba ny orinasa sy vondron'orinasa maherin'ny 120 000 any ivelany.
Filipina: Fanentanana “Arovy ny Helo-dranon'i Manila”
Vondrona maro ao Filipina no nanao fanangona-tsonia omena ny governemantan'ny tanànan'i Manila mba hitaky ny fanafoanana ny fifanekena hanongotra ny voary mandrakotra tany 148 hekitara ahitana nosy telo ao amin'ny helo-dranon'i Manila. Toerana malaza hijerena masoandro mody ny helo-dranon'i Manila. Nisy ny fanangona-tsonia an-tserasera natao hanasana ny olona hanohana ity fanentanana ity: Endrika miavaka ny masoandro mody...