· Janoary, 2019

Tantara mikasika ny Filipina tamin'ny Janoary, 2019

Bilaogera Filipiana miatrika fitoriana fanalam-baraka

GV Mpisolovava  07 Janoary 2019

Janoary 2010- Tao Filipina, nametraka fitoriana fanalam-baraka an'ilay bilaogera Ella Ganda ny birao nasionaly misahana ny fanadihadiana noho ny fangatahan'ny sekretaran'ny Sampan-draharaha momba ny Fiahiana ara-tsosialy sy ny Fampandrosoana (DSWD) Esperanza Cabral, fitoriana noho ny lahatsoratra bilaogy nivoaka tamin'ny taona 2009,