Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Filipina tamin'ny Desambra, 2018

15 Desambra 2018

Miteraka hetsi-panoherana ny fanesorana ny fitakiana ny fahaizana fiteny sy ny literatiora filipino any amin'ny oniversite

"Mino izahay fa ny fiteny sy ny literatiora Filipino no kitro ifaharana amin'ny fandalinana fampisainana, fahaiza-mamorona ary fanafahana ny fahafaha-manaon'ny mpianatra sy ny vahoaka."

11 Desambra 2018

Ilay 15 Taona Niharan'ny Fanolanana No Tradoza Farany Vokatry Ny Ady Amin'ny Zavamahadomelina Ataon'i Duterte

Lazain'ireo mpisera amin'ny aterineto fa ny fankahalany vehivavy, ireo vazivaziny momba ny fanolanana sy ireo fiarovana ny mpitandro filaminana sy ny tafika, ao anatin'ireo ady atao amin'ny zavamahadomelina sy ny fanoherana fikomiana no nanao ho ara-dalàna ny kolontsaina fanamboniantena 'macho' amin'ny fanararaotana ara-nofo