Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Filipina tamin'ny Janoary, 2018

30 Janoary 2018

Manao Fihetsiketsehana Ny Bilaogera Filipiana Hiarovana Ny Tranokalam-Baovao Rappler

GV Mpisolovava

"Mijoro manohitra ny fihetsika fampanginana sy fandrahonana ny mpanao gazety, ny bilaogera ary ireo matihanina amin'ny fampitam-baovao izahay satria tsy tia fotsiny ny vaovaony sy ny fomba fijeriny ny Filoha sy ireo mpanohana azy."

24 Janoary 2018

Nanome Baiko Hanakatona Ny Tranonkalam-baovao Rappler Ny Manampahefana Filipina, Voatohintohina Ny Fahalalahan-Gazety

GV Mpisolovava

"Raha misy ity fanesorana fahazoan-dalana ity, hikatona tanteraka ny Rappler - fikambanam-baovao sambany hakaton'ny hetsika ataon'ny governemanta hatramin'ny nanambaran'ilay mpanao didy jadona Ferdinand Marcos ny lalàna miaramila tamin'ny taona 1972."

03 Janoary 2018

Niteraka Faharavana Mahafaty tao Filipina ilay Rivo-doza Tropikaly Efa-Taona Taorian'ny Super Typhoon Haiyan

Tsy nieritreritra mihitsy izahay fa hiteraka ireo ezaka-hanesorana ny mponina amin'ny faritra telo nandalovan'ny rivo-doza na nampihitsoka ny toe-karenan'ny faritany telo tany Visayas Atsinanana ny rivodoza.

02 Janoary 2018

Ilay Fampiasa Fihatsarambelatsihy Ho An'ny Finday Momba Ny Zon'Olombelona An'ny Polisy Nasionaly Ao Filipina

"Ohatra feno fihatsarambelatsihy ilay fampiasa noforonin-dry zareo hoe "Fantaro ny Zonao" satria ireo hany fampiasa fantatry ny PNP dia ny fampiasa fampijaliana, ny fampiasa politikan'ny famonoana olona tsy nandalo fitsarana, ....."