Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Aogositra, 2017
Miaraka Amin'ny Zavatra Noforoniny, Tanora Injeniera Avy Ao Nizera Mandray an-Tànana ny Fandotoan'ny Indostria ny Rivotra
Hisintona ireo entona mavesatra miaty CO2 avy ao amin'ireo setroka amin'ny alalan'ny fatra simika mifototra amin'ny fifanintonana mamatotra ireo singan'ny CO2 ilay fitaovana miendrika T.
Fitsidihana Ireo Bilaogy Libiana
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2007) Mitohy indray ny adihevitra tamin'ny herinandro lasa teo tao amin'ny AngloLibyan izay nitondra ny lohahevitra mikasika ireo ankizy Libiana voan'ny SIDA toy ny sampan'ilay adihevitra tamin'ny herinandro lasa nikasika ireo ankizy Libiana voan'ny SIDA. Tamin'ity indray mitoraka ity, nasongadin'ny Anglo Libyan ny fisianà fepetra mitanila sy ny mety hisian'ny fahadisoan'ny fitsaràna avy...
Tontolon'ny Bilaogy Hindi: Fitsidihana, Aretimifindra “Fanamarihana” & Indibloggies!
Zara raha misy andro ray tsy ahitàna resaka pôlitika, efa lasa anisan'ny sakafo hanina isan'andro toy ny vitaminina fanampintsakafo izy ity, raha tsy misy resaka pôlitika mihitsy mandritra ny tontolo andro dia mahatsapa toy ny hoe tsy misy sakafo holevonina izany ao anatin'ny vavony! ;)
Wikipedia Bolgara Manambara Ireo Fampidirana Nasionaly Tamin'ilay Fifaninanana Sary ‘Tia ny Tany ny Wiki ’
Nambaran'ny Wikipedia ireo sary 10 voalohany hisolo tena ny firenena amin'ilay fifaninanana iraisampirenena maka sary ireo toerana natoraly arovana, "Tia ny Tany ny Wiki ."