Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Marsa, 2018

Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Marsa, 2018

26 Marsa 2018

Sri Lanka : Ho Fahatsiarovana An'i Arthur C Clarke

Nahakasika olona maro ny fahafatesan'i Arthur C. Clarke (1917 - 2008) - misy ireo tena mpankafy tantara foronina momba ny siansa (science fiction), ary ao koa ireo hafa izay nahafantatra azy fahavelony namoaka tanaty blaogy ny fahitàny ilay rangahy. Manomboka amin'ny fomba fijery tsotsotra ka hatramin'ny adihevitra hafahafa, tena tsaroan'ireo...

25 Marsa 2018

Mihoatra Sisintany Ny Fisaonana An'i Stephen Hawking

Nahafantatra ny fahirata-tsaina ara-kôsmika an'i Stephen Hawking ny rehetra, saingy vitsy no nahatakatra izany. Eny fa na dia ireo astrônôma ngezalahy sy ngezavavy aza.