Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Oktobra, 2007
Nizeria : « Angidim-by vita Nizeriana » tany Kano
Ny blaogy Afrigadget dia mitatitra momba ilay « angidim-by [hélicoptère] vita Nizeriana » : « Yahoo! News carries a story from October 21st about Mubarak Muhammad Abdullahi of the Kano...
Barbàda, Trinite sy Tôbagô : Ireo mpikaroka malaza avy any Karaìba
Ny blaogy avy any Barbàda Titilayo dia nizara ny fahitany tranokala miompana manontolo amin'ireo mpikaroka malaza avy any Karaìba, amin'ny lafiny Siansa, Teknolojia ary Famoronana zava-baovao [Anglisy]. Nicholas Laughlin
Jamaìka : Tsy mba fantatra izay tena rain'ny zaza
Jamaica and the World [Anglisy] dia nanoina ny fandrenesany ilay vaovao tsy nampoizina momba ny fitiliana izay tena « rain-jaza » notanterahina tany Jamaìka: ny vokatra mantsy dia nampiharihary fa...