Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Mey, 2017
Singapaoro: Dokotera amin'ny biolojia, bilaogera, sady mpamily fiarakaretsaka
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2009) Mpamily fiarakaretsaka any Singapaoro izy [amin'ny teny anglisy toy ireo rohy rehetra voatanisa], bilaogera, ary manana maripahaizana avy ao amin'ny Oniversiten'i Stanford. Faritan'ireo mpampiasa aterineto...
Meksika: Ny “Kristalin'ny Lasapely Sixtine”
Ahitana kristaly goavam-be fantatra amin'ny anarana hoe "Volana Vato" ny "Lavabato Kristaly" ao an-tanàndehiben'i Naica ao Meksika. Toerana mahafaty ho an'ny fitsidihan'ny olombelona ny lavabato, fa amin'ny alalan'ireo bilaogera amin'ny aterineto kosa no hizarana ny tantara ao ambadiky ity lavabato misitery ity.
Aza Taitaitra Foana : Natao Hanampiana Ny Rosiana Ity ‘Bokotra Mena’ Ity
Mety tsara ny fandaharam-potoanan'ny fampiasa satria toa hita miverina indray eo amin'ny fiainam-bahoaka ao Rosia ny hetsi-panoherana ara-politika, ary nahazo mpisera maherin'ny 4.000 amin'ny iOS sy Android izany tao anatin'ny andro vitsivitsy voalohany nanombohany.