Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Septambra, 2016

Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Septambra, 2016

21 Septambra 2016

Macao no Hampifandray an'i Shina amin'ny Firenena Mpiteny Paortiogey

Macao no ho tetezam-pifandraisana eo amin'i Shina sy ireo firenena mpiteny portiogey. Tian'ilay Shinoa mpitantana ny faritra ihany koa ny hanamafisana ao Macao sy ao Shina ny fianarana teny portiogey.

20 Septambra 2016

Mozean'ny Dinôzôro Voalohany Ao Japana, Ao Amin'ny Prefektioran'i Fukui

Iray amin'ireo toeram-pizahantany manintona ny Mozean'ny Dinôzôro Fukui, ao Japana, ahafahan'ny mpitsidika mijery akaiky kokoa ny lavaka tavela an'arivony taona lasa izay.

18 Septambra 2016

Mitondra Amboaram-Peon-Jorery ny Vanim-potoanan'ny Andro Mafana

Mihoatra ny 30 ny karazana jorery ao Japana. Samy manana ny fiantsoana azy tsirairay ireo karazana ireo. Firy amin'izy ireo no azonao fantarina?

06 Septambra 2016

Iraniana Mpahay Siansa Nokleary Nogadraina Nisioka Momba Ny Famotsorana Azy Arahim-Pepetra

Taorian'ny fanagadrana azy nandritra ny dimy taona, navotsotra ilay mpahay siansa nokleary Omid Kokabee.