Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Jolay, 2022
Miakatra ny onja fanoherana ny fitrandrahana ny fanambanin'ny ranomasina lalina
"Raha omena alàlana hanohy ny diany, ny fitrandrahana dia hanimba ny fahazarana hatry ny fahagola hita any anaty ranomasina lalina any, ary amin'ny fomba tsy hahafahana miverin-dàlana intsony, ary hisy fiantraikany amin'ireo izay miankina sy mivelona amin'ny ranomasina."