Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2020

Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Aogositra, 2020

Mampihomehy an'izao tontolo izao ilay fandefasana ny matson'ireo voron-drano ‘penguins” ao Aostralia

"Hasambarana ny #MatsoPenguin isanandro ao amin'ny @PhillipIslandNP! Ahoana no tsy hampihomehy anao ireto panguins kely ireto? "

Sokatra volamena tsy fahita — voalohany amin'ny karazany — hita tao Nepal

Nahasarika ny fifantohan'ny maro ny fahitana sokatra mavo tany India, saingy tsy vao izao no nahitana iray tahaka izao.