Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Marsa, 2017
Voalaza Fa Maty Tao Rosia Ny Zazavavy 3 Taona Iray Satria Tsy Nino Ny Fisian'ny SIDA Ny Reniny

Tokony ho eo amin'ny 2.100 kilaometatra any atsinanan'i Moskoa, voalaza fa matin'ny SIDA ny zazavavy telo taona . Indrisy ho an'ilay zaza fa nandà ny fisian'ny otrik'aretina VIH ny reniny,