Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2020

Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Febroary, 2020

Injeniera Peroviana notolorana ny loka iraisam-pirenena tamin'ny hevitry ny galety miady amin'ny tsy fahampian-drà

Ahitana singa fototra telo ny galety izay noforonin'ilay injeniera Peroviana Julio Garay ary miady amin'ny anemia, aretina mpahazo ny efa ho antsasaky ny ankizy Peroviana.

Sambany nahitana leopara maramara tany amin'ny faritra avo Himalayas ao Nepal. Fa ho afa-miangana amin'ny fikorontanan'ny toetrandro ve ireo?

Sambany nahitana leôpara maramara, iray amin'ireo saka mipirimpirina indrindra, tany amin'ny haavo 3498 metatra ambonin'ny ranomasina tao amin'ny Valan-Javaboarim-Pirenena Langtang tao Nepal.