Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Avrily, 2014
Zavatra Mahavariana 5 Hita Amin'ny Sokatra “luth”
Fotoanan'ny fanatodizana izao. Mianara ny mombamomba bebe kokoa io soka-dranomasina io, izay miverina eny amin'ny morontsirak'i Porto Rico isan-taona mba hanatody.
Nahavonjy Zanaka “Loutres” Roa Ao Taiwan ny Mponina
Nisy zanaka loutres Eoraziatika kely roa hita tao amin'ny nosin'i Kinmen rehefa noravan'ny asam-pananganana drafitrasa ny akaniny.