Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Jolay, 2017
Mampiasa ny Onjan'ny Fahitalavitra Ireo Mpahay Teknolojia ao Mombay Mba Hitondràna Fahafahana Miditra Bebe Kokoa Amin'ny Aterineto any India

Mahatonga ny ankamaroan'ireo Indiana ho voafetra amin'ny Aterineton'ny finday fotsiny ny tsy fahampian'ny fotodrafitrasan'ny Aterineto, ka manasarotra ny fidirana lalindalina amin'ny teknolojian'ny Aterineto.