Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Marsa, 2016
Iza No Fivarotana Japoney Misarika Bibikely Betsaka Indrindra? Mpianatra Iray Nanapa-Kevitra Ny Hitady Ny Valiny
Tsy leon'ny fanandramana ara-tsiansa nataon'ilay mpianatry ny lisea iray ny media sosialy ao Japana. Nisy nampita sioka mihoatra ny in-16000 ny sary iray avy amin'izany voka-pikarohana izany.
Azia Atsimo Atsinanana Avy Amin'ny Mason'ny Vorona? Andramo Ato Ny Hitan'ny Mpanamory Sambondanitra
Ny renivohitr'ireo firenena aziatika atsimo atsinanana no anisan'ireo be sary nalaina sady malaza andehanan'ny olona indrindra eto amin'izao tontolo izao. Saingy tahaka ny ahoana moa ny endrik'izy ireo avy eny an-habakabaka?