Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Mey, 2015
Ao Japana, Tambajotra Sosialy Iray Natokana Manontolo ho amin'ny Vaovaon'ny Toetr'Andro
Tia toetr'andro? Liana amin'ny fanaovan-gazetin'olon-tsotra? Ary mpankafy Japan eo amin'ny fanombohana? Mety ho tambajotra sosialy ho anao ny SoLive24.