Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Jolay, 2018
Tontolo iainana : Resaka rano ao Afrika Atsinanana
Mety hiatrika krizin-drano i Afrika Atsimo ary miady ny nosy Migingo kosa ireo firenena afrikana telo mifampizara ny farihy Victoria.
Tendrontany Atsimo: blaogy hafa avy any amin'ny faritra mangatsiaka indrindra
Ny tontolo mangatsiaka ao amin'ny Tendrontany Atsimo no toerana farany indrindra eritreretina hahitana blaogera. Kanefa, nisy Latino Amerikana vitsivitsy naniry ny hizara ny traikefany tamin'ny diany na ny asany ao amin'ity kaontinanta fadiranovana ity.
Brezila: Tonga i Pontes, Astrônôty (mpanamory sambon-danitra).
Nahitana fientanentam-po sy fanevatevana ny fanehoan-kevitry ny bilaogera Breziliana momba ny sidina an-habakabaka nataon'i Marcos Pontes, astrônôty Breziliana voalohany.