Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Mey, 2018
Venezoelà : Fandefasana ny Zanabolana “Simon Bolivar”
Ry mpifidy, amin'ny andron'ny fifidianana, rehefa irery miaraka amin'ny sainao iny ianao, tsarovy fa ankehitriny, avy eny amin'ny habakabaka eny, mitazana anao ilay Mpanafaka.
Antarktika : Bilaogera Avy Ao Amerika Latina Tonga Any Amin'ny Tendrontany Atsimo, Faritra Mangatsiaka Indrindra Eto An-tany
Ny alin'ny 5 Septambra 2007, nanam-bintana izahay nanatri-maso ny "hydrométéore" iray nanana endrika tsy fahita firy antsoina hoe "prisme de glace". Io tranga tsy fahita firy io dia firotsahana kristalin-dranomandry miendrika fanjaitra, kioba na tsanganana, amin'ny ankapobeny dia toy ny mihantona eny amin'ny rivotra.
Azia Atsimo: Politika, Hasambarana, Finoana Ary Vorona
Hitantsika amin'ity lahatsoratra manaraka ity ireo vaovao farany indrindra avy amin'ireo blaogy isankarazany mikasika ireo firenena Aziatika Tatsimo.
Bilaogy Jordaniana: Ny andron'ny orampanala sy ireo fitantarana hafa nandritra ny volana Martsa
Ny resaka toetr'andro hafahafa no tantara lehibe indrindra nampalaza tampoka ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana ....
Hongria: “Toerana manala zavo-tsetroka ao afovoan-tanàna”
Niara-niasa tao afovoan-tanànan'i Budapest ireo mpanao maritrano, mpanakanto, biolojista ary teknisiana mba hampisehoana fa afaka mandray anjara amin'ny fanatsarana ny tontolo iainantsika ny fambolena ahidrano.
Filipina: novonjen'ny feso sy ny trozona ilay mpanarato
Nilaza ilay mpanjono Filipiana Ronnie Dabal fa novonjen'ny feso sy ny trozona izy rehefa nivadika tany an-dranomasina ny sambony tany Palawan, Filipina.