Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Desambra, 2016
Nisaritaka Ny Haino Aman-jery Japoney Taorian'ny ‘Naminanian'ny’ Mpamantatra ny Hoavy Hoe Hisy Horohorontany Mafonja
"Matsubara Teruko, izay naminany ny horohorontany tany Tohoku tamin'ny 2011, dia ohatra iray amin'ny filazana hoe " na dia ny famantaranandro efa mijanona aza dia indroa manondro ny ora marina ao anatin'ny iray andro ". Inoy arakarak'izany ny faminaniany.