· Janoary, 2024

Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Janoary, 2024

Tiorka mpanamory sambon-danitra voalohany nisidina an'habakabaka

  24 Janoary 2024

Amin'ny fotoana izay andiavan'ny firenena ny krizin'ny vidim-piainana, ny fiakaran'ny vidin'entana sy ny fitotonganan'ny volan'ny firenena, dia nampametra-panontaniana ireo sasany ny amin'ny fanapahan-kevitry ny governemanta handefa an'i Gezeravci ho eny an'habakabaka.