Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Avrily, 2017
Manome Topi-maso Momba Ny Firotsahan'ny Miaramila Amerikana An-tsehatra Tao Azia Atsimo Atsinanana Ny Mozea Antseraseran'ny CIA
Azia Atsimo Atsinanana dia faritra nisian'ny firotsahana an-tsehatry ny Amerikana tamin'ny Ady tao Vietnam, izay nitarika ny fihitaran'ny hetsiky ny milisin'ny CIA tany Laos sy Kambodza.
Omany ny Vazelinina sy Tampim-Bavanareo—Fotoanan'ny Sery Izao Any Japana Noho Ny Tsy Fahazakàna Vovobony
Vinavinaina ho ampahefatry ny vahoaka japoney 123 tapitrisa tsy mahazaka vovobony. Nahoana no miverina matetika ny tsy fahazakàna vovobony any Japana ?
Namoaka Boky Mirakitra ny Tantaran'ny Wikipedia Amin'ny Teny Arabo Ny Wikimedia Am-piposahan'ny Masoandro
Nivoaka ny boky voalohany mitantara ny tantaran'ny Wikipédia, iray amin'ireo boky vitsy an'isa eto amin'izao tontolo izao mirakitra ny rakipahalalana.
Ny Fomba Fiarovan'ilay Kiorda, Mpiaro Ny Tontolo Iainana Ny Leoparda Persianina Ao Iraka (Lahatsary)
Miasa mba hiaro ny leoparda Persianina i Hana Raza, mpiaro biby sy ny ekipa mpikaroka miaraka amin'ny fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana Nature Iraq .