Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2011

Tantara mikasika ny Siansa tamin'ny Oktobra, 2011

16 Oktobra 2011

Etazonia: Nodimandry i Dennis Ritchie, Ilay Olo-malazan'ny Siansan'ny Solosaina

Ilay olo-malazan'ny siansan'ny solosaina, Dennis Ritchie dia nodimandry ny 8 Oktobra 2011 teo, tao an-tranony tany New Jersey teo amin'ny faha-70 taonany, namela lova misy fiantraikany goavana eo amin'ny fandrosoan'izao tontolo izao. Ritchie no namorona ny langage C fanoratana rindrambaiko, iray amin'ireo langages maro fanoratana rindrambaiko fantatra nandritry ny fotoana...