Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Tantara mikasika ny Fomba fanoratra

Torohevitra ho an'ny fanoratana, volana Janoary: Mametraha sary ho famintinana ny fankalazana ny Taombaovao

Ny fampiharana atao amin'ity herinandro ity dia ny fampiasàna sy fampidirana saripika ao anaty lahatsoratra GV. Ny ifantohantsika dia: Ahoana no fomba nataon'ireo mpisera anaty aterineto hiraketana an-tsary ny fankalazana ny Taombaovao

Torohevitra ho an'ny fanoratana, volana Janoary: Ndeha hanambatra ny tontolontsika isika

Ny lahatsoratra ifandrimbonan'ny faritra no ifantohana amin'ny volana Janoary.

Ireo torohevitra tsara indrindra amin'ny fanoratana

Tia lisitra aho. Ary ity iray ity dia notsimponina avy amin'ny iray amin'ireo torohevitra tsara indrindra novakiako hatramin'izay momba ny asa fanoratana .

Ny fomba sy ny antony anamarinana ny zavatra avoaka: fanolorana iray avy amin'ny Vovonan'ny GV Azia sy Pasifika

 Zavatra nokarakaraina sy natolotr'iTaisa sy Andrea nandritra ny fihaonana anatiny tao amin'ny Vovonana GV Azia sy Pasifika ity fanehoana an-tary ny dingana fanamarinana ny zavatra ho avoaka ity (lahatsary amin'ny teny anglisy).

Teny Faneva (taglines): Inona izy ireo ary ahoana no ampiasana azy

Tsy voatery asiana ao amin'ny tantara GV ny tenimarika, fa ny teny kapoka tsara iray. dia afaka manamafy ny firotsahana ao anaty tantara iray amin'ny fisintonana ny fahalianan'ny mpamaky.

Fanatsofohana Bitsika Eo Amin'ny GV: Lahatsary Fampianarana Sy Taridàlana Manaraka Ny Zavamisy Mba Tsy Hampalahelo An'ireo Mpandika Lahatsoratra!

Nisy fisavoritahana kely ny fomba fanatsofohantsika bitsika, saingy mba hanazavana an'izay rehetra izay, namokatra lahatsary fampianarana aho ary navaoziko ireo taridàlana ofisialy momba ny famoahana ny Twitter ao amin'ny WordPress mba hanomezana antoka fa mazava tsara ny rehetra!

Fiasa Vaovao: Lisitra Fanamarinana Taorian'ny Namoahana ny Lahatsoratra!

Lahatsoratra matselaka ity mba hanehoana ny fomba fiasa vaovao nampiana tao amin'ireo tranonkala GV mampiasa WordPress: Fankatoavana Lahatsoratra! Jereo ny fomba entin'ilay rafitra vaovao hiantoka ny hahatsara kokoa ireo fomba fikirakiràna lahatsoratra.