Tantara mikasika ny Fomba fanoratra tamin'ny Oktobra, 2019
Torohevitra fanoratana isankerinandro: Ny fitsipika amin'ny fitanisàna avy ao amin'ny tambajotra sosialy
Satria hoe natao ho an'ny rehetra ve ilay izy dia midika izany fa tokony hampiasainao? Mamakivaky ny fitsipika fampiasana ireo fitsanisàna natao ho an'ny daholobe avy amin'ireo mpampiasa tambajotra sosialy i Oiwan.