Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Indreto lahatsoratra avy amin'ny GV Face, Andian-tafatafa fanaonay isan-kerinandro, iresahana lohahevitra be mpiresaka ao amin'ny tambajotran'ny fiarahamonina manerantany.

RSS

Tantara mikasika ny GV Face tamin'ny Novambra, 2015

GV Face: Momba An'i Beirota sy Parisy, Nahoana Ny Zavadoza Sasany No Misarika Ny Sain'izao Tontolo Izao, Ary Ny Hafa Tsia

Ao anatin'ity ampahany ity, resahanay ny momba ny foko niaviana, ny politikan'ny fahafatesana ary ny fanehoankevitra tsy mifandanja amin'ireo zavadoza mitranga manerana ny tany.

GV Face Avy Any Gaza: Miaina sy Mitoraka Bilaogy Eo Ambanin'ny Fibodoana

Amin'ity fotoana ity, miresaka amin'i Omar Ghraieb izahay, mpitoraka bilaogy malaza sy mpanao gazety mipetraka ao Gaza. Miresaka ny mombamomba ny fiainana ao amin'ny faritra voabodo sy ny fijanonana amim-panantenana lalandava i Omar.