Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny gv-connect tamin'ny Jona, 2019

30 Jona 2019

Sanjib Chaudhary, mpanoratra amin'ny Global Voices teratany, miarahaba avy ao Nepal

Blaogim-Piarahamonina GV

Fantaro i Chaudhary, mpanoratra ato amin'ny GV mikasika an'i Nepal, blaogera, mpitsangatsangana, "mpamaky mazoto sy matimatin'ny fanatanjahantena".

27 Jona 2019

Fantaro ny tarehy tsy dia matotra loatra an'i Ahmed Jedou avy any Maoritania

Blaogim-Piarahamonina GV

Mety ho mpikatroka matanjaka sy mpandala resy lahatra ny demokrasia ao amin'ny fireneny i Ahmed: Maoritania izay tena maha-Masoivoho tsara azy eto anivon'ny GV. Ivelan'izany rehetra izany, manana kalitao hafa izany afaka jerenao ao anatin'ity lahatsoratra ity i Ahmed. Mamakia finaritra !

15 Jona 2019

Ho Afaka Jerena Any Anaty Lohamilina Fikarohana Ny Blaogin'ny Vondrom-piarahamonina

Blaogim-Piarahamonina GV

"Noalefahanay" ireo masontsivana ao amin'ny blaogin'ny vondrom-piarahamonina. Manomboka amin'ny 22 jona, ho voatanisa any amin'ireo milina fikarohana izy, izay hiantoka ny tena fahitàna kokoa momba ny asantsika!

10 Jona 2019

Global Voices Alemàna izahay

Blaogim-Piarahamonina GV

Maka fijery manokana kokoa an'ireo olona ao ambadikin'ny Global Voices Alemàna.