Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Novambra, 2007
Fanjakana Mitambatra (UK) : Omeo rariny itompokolahy Jean Charles de Menezes
Ny mpiblaogy Joty dia mitatitra fa hivory ny Alakamisy 22 Novambra 2007 izao ny Sampandraharaha mikasika ny Polisy an-tanan-dehibe Anglisy [MPA | Metropolitan Police Authority] handray fanapahan-kevitra momba izay hanamelohana na tsia...