Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Jolay, 2016
Manana Hira Famantarana ‘Doo Doo Doo Doo’ Ny Fialan'i David Cameron Tsy Ho Praiministra Britanika
Nanome aingam-panahy tamin'ny fiangaliana mozika, hatsikana ary fanehoan-kevitra maro ny melodian'i Cameron voarakitra tao amin'ny fandraisam-peony rehefa avy nanambara ny fialany izy.