Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Janoary, 2016
Safiotra Iraniana-Britanika Mpanao Gazety, Mibitsika Ny Niainany Ny Fanakanana Azy Tsy Hiakatra Tao Anaty Sidina Ho Any Etazonia
"Tsy afaka nanatrika ny fety fankalazàna ny nahaterahan'ny anadahiny amerikàna ny zanako ilay olompirenena #Britanika feno satria ny reniny teraka tany Iràna," hoy i Rana Rahimpour nanoratra nanazava ny fomba nanakanan'ireo fameperana vaovao azy tsy handray ny sidina.