Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Janoary, 2015
Notsipahan'ny Aterineto ny Vaovao Milaza An'i Birmingham Ho Tsy Azon'ny Tsy Miozolomana Aleha
Taorian'ny fanafihana tao Paris, dia nilaza tao amin'ny fantsom-baovao Britanika i Emerson, "Manampahaizana Manokana Momba ny Fampihorohoroana" ao Amin'ny Fox News , fa "Miozolomana tanteraka" ilay tanàna ao Angletera ka tsy azon'ny tsy Miozolomana aleha.