· Aogositra, 2010

Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Aogositra, 2010

Maneran-tany: Kisarisarin'ny Ramadany

Isan-taona, ireo silamo mpampiasa tranonkala maneran-tany dia mifampizara sary ho fankalazany ny Ramadany. Raha manetriketrika ny ankamaroan'ireo sary ireo, tahaka ny iray etsy ankavia, matetika dia feno hatsikana mivezivezy koa any, hoy ny voasoratr'i Jillian C. York, izay nizara sombintsombiny tamin'ity fifaliana ity.