Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Desambra, 2021
Nambara ho Andro Manerantany ho an'ny teny Kiswahili ny 7 Jolay; Tetikasa vaovao iray mikasa hahatakatra tsara kokoa ny karazan-tenim-paritra Swahili
"Ny antenainay koa dia ny hankalazana ny teny Swahili ao anatin'ny fahasarotany — amin'ireo karazany sy fitenim-paritra maro, amin'ireo vondrona mpiteny Swahili..." – Ny ekipan'ny Tetikasa