Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Oktobra, 2016
Iray amin'ireo Antoko Politika Manankarena Indrindra ao Eoropa No Mitondra Ny Iray amin'ireo Firenena Eoropeana Mahantra Indrindra
Fanadihadiana vao haingana nanambara fa ny antoko mpitantana ao aminy VMRO-DPMNE dia nahangon-karena maro kokoa miohatra amin'ireo namany any amin'ireo firenena manankarena indrindra ao amin'ny kaontinanta.