Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Desambra, 2014
Fampisehoana Britanika Top Gear Tsy Tsara Loatra Tao Arzantina Taorian'ny Gafy Momba an'i Falklands
Niteraka fifandrangitana indray teo amin'i Britanika sy Arzantina momba ny nosy Falkland indray ny fandaharann'ny BBC antsoina hoe Top Gear rehefa nandraki-tsary tany an-toerana. Hivoaka amin'ny faran'ity herinandro ity ny fandaharana izay noraketin-dry zareo.