Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Oktobra, 2013
Nandao ny Commonwealth Britanika i Gambia, Satria ‘Fitohizan'ny Fanjanahantany’ io
"Tsy ho mpikambana velively amin'ny rafitra mampiseho ny fiitaran'ny fanjanahantany i Gambia," hoy ny fanambarana navoakan'ilay firenena Afrikana Tandrefana tamin'ity herinandro ity.