Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Marsa, 2010
Fandraisana anjara BBC : “fomba fijerinao izao tontolo izao”
Nosoratan'ny Young People's Media Network fa mila anao ny BBC handefa aminy roa minitram-panadihadiana amin'ny “fomba fijerinao izao tontolo izao” ka haely manerantany izany. Hatramin'ny faha-12 marsa ho avy izao...