Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Novambra, 2015
Aza Ny Gazety Anglisy “The Sun” No Anontaniana Raha Te-hahalala Izay Sainin'ny #Miozolmana1amin5 (#1in5Muslims)
Nitondra ho amin'ny tenifototra mahatsikaiky ny gazety britanika The Sun taorian'ny nanodinkodinany ny vokatry ny fitsapàna hevitra natao tamin'ny antso an-telefaona ho lasa lohateny vaventy makahàla Silamo, manao hoe "1 amin'ny Britanika Miozolmana 5 no Miombom-po amin'ireo jihadis"