Fanjakana Mitambatra (UK) : Omeo rariny itompokolahy Jean Charles de Menezes

Ny mpiblaogy Joty dia mitatitra fa hivory ny Alakamisy 22 Novambra 2007 izao ny Sampandraharaha mikasika ny Polisy an-tanan-dehibe Anglisy [MPA | Metropolitan Police Authority] handray fanapahan-kevitra momba izay hanamelohana na tsia an'i Ian Blair, Polisy Anglisy nitifitra an-doha sy namono an'i Jean Charles de Menezes, tsy manan-keloka Breziliana, tamin'ny taona 2005  :

« So – politely and gently – they need a little bit of lobbying to ensure their vote goes the right way »

« Izany hoe – amim-pahalalam-pomba sy filaminana – dia mbola mila “fandresen-dahatra kely” aloha ry zareo [MPA | Metropolitan Police Authority] mba hampifanaraka ny valim-pifidianana amin'ny tokony ho izy. »

Paula Góes

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.