· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Oktobra, 2017

Tsy Hita Tany Kambodza I ​​Eddie Gibson

Tamin'ny volana Oktobra 2004, tsy hita i Eddie Gibson, 19 taona rehefa nandeha tany Kambodza avy any Thailandy. Tsy nisy olona nahafantatra ny toerana misy an'ity mpitsangatsangana Anglisy ity mihitsy hatramin'izao. Efa nandalo tany Kambodza ireo ray aman-dreniny ary nanome valisoa ho an'izay manome vaovao momba an'i Eddie Gibson izy ireo.

14 Oktobra 2017