Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2011

Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Desambra, 2011

03 Desambra 2011

Global Voices Podcast: Teknolojia hanomezan-kery bebe kokoa ny vehivavy!

Ato isika no handre ny fomba fampiasan'ny vehivavy any Ejipta ny teknolojia hiadiana amin'ny fanorisorenana, sy izay ataon'ny tonia sy mpanoratra ao amin'ny Global Voices ao amin'ny Fetiben'ny Mozilla ao Londres. Homarihantsika ihany koa ny Andro manerantany iadiana amin'ny Sida amin'ny fanomezana fitenenana ireo mpikatroka momba ny resaka VIH/SIDA any...

01 Desambra 2011

Iran: Voaroba ny Ambasady Britanika

Ny 29 Novambra 2011, olona tokony ho arivo eo ho eo no nanao fihetsiketsehana teo akaikin'ny Masoivoho Britanika tao Teheran rehefa nanapaka ny fifandraisana ara-bola tamin'i Iran noho ny fandaharan'asa nokleary i Angletera. Nilamina ny fihetsiketsehana, nialoha ny nanakorontanan'ny sasany ny fanorenana.