Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Avrily, 2018
Manabaribary ny Toetran'ny Fahalalahàna miteny Ao Espaina Ny Fandoavana Sazy Noho Ny Sary Namboarina

Onitra 480 euros no nambara ho an'i Daniel Serrano, tovolahy iray 24 taona, noho ny namoahany tao amin'ny aterineto ny sarin'ny tarehiny nampifanamboarina tamin'ny sarin'i Kristy.