Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Desambra, 2014
“Espaina Fanjakàn'ny Kolikoly” : Mpisera Mamelaka Tehamaina Ny Hetran'ny Google News

Nanambara ny Google News fa hampitsahatra ny asa fanampiny ataony amin'ny teny Espaniôla manomboka ny andron'ny 16 Desambra 2014 ilay lalàna vaovao mifehy ny Fizakamànana ara-tsaina ao Espaina