· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Jona, 2012

Espaina: Nitory ny Banky Bankia Ireo Tafintohina

  19 Jona 2012

[Amin’ny teny espanola avokoa ny rohy rehetra raha tsy misy ny fiovana]  Vitany ihany nony farany , haingana tsy araka ny nanampoizana azy. Nametraka  fitoriana  tao amin’ny Audiencia Nacional ao Madrid ny hetsiky ny 15M, noho ny fanaovana hosoka tamin’ny kaonty sy fisolokiana, entina hanenjehana ireo tompon’andraikitra tao amin’ny Bankia, ka...