Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Mey, 2017
Diaspora* sy ny Rindrambaiko Malalaka Hafa Hita Amin'ny Teny Occitan, Noho Ny Asan'ireo Mpandika Teny An-tsitrapo
Tsy tiako rehefa manapa-kevitra ny olona fa ny fiteny iray dia manan-danja kokoa noho ny hafa. Raha ny hevitro, mitovy toy ny manaraka ny fiteny rehetra.
Manana Mpandresy Ny Fifaninanana Lahatsary An-tserasera Momba Ny Mpanjifa Tompon'andraikitra
Lahatsary Kolombiana fohy no voafidy ho mpandresy tamin'ireo tafakatra famaranana iraisam-pirenena miisa 10 tamin'ny fifaninanana horonantsary fohy an-tserasera iraisam-pirenena faha-4 amin'ny Kolontsain'ny Mpanjifa Tompon'andraikitra. Hoan'ny mpifaninana amin'ny teny Espaniola mpamokatra horonantsary fohy avy ao Espaina sy Amerika Latina ny fifaninanana izay karakarain'ny ECODES sy ny Fitantanana Jeneralin'ny Fanjifana Governemantan'i Aragon.
Manerantany: Ny Hijablogging Fashionistas
Tamin'ny volana Martsa 2009, nihaona tamin'ny ekipa vaovaon'ny "bilaogerahijab" izahay, ireo vehivavy izay misalotra hijab ary mibilaogy momba izany. Miparitaka manerantany ny bilaogera toy izany.
Mila Vehivavy Mpanitsy Maro Kokoa Ny Wikimujeres Mba Hampifandanjana Ny Isan'ny Lahy Sy Ny Vavy Ao Amin'ny Wikipedia
Vondrona mpisera Wikipedia izay voakasika momba ny fahasamihafana sy ny tsy fitongilanan'ny Wikipedia na amin'iza na amin'iza izahay ary vonona izahay ny hiasa mba hampihena (sy hanafoana amin'ny hoavy) ny fanavakavahana misy eo amin'ny lahy sy ny vavy...