· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Espaina tamin'ny Oktobra, 2007

Marôka : Mety ho blaondy koa ny Berbera

  01 Oktobra 2007

Nanaitra ny fampahalalam-baovao maro ny nivoahan'ny sary nalain'ny torista Espagnôla tany amin'ny faritry ny tendrombohitra Rif any Marôka, sary tsy dia mazava loatra izay toa ahitana am-baben-dramatoa Marôkana iray, zazavavikely manana volo blaondy izay toa mitovitovy endrika amin'i Madeleine McCann, ilay zazakely izay nanjavona ary tsy mbola hita mandrak'ankehitriny. Tsy...